Teny iditra (1/4) | 1 manombo |
Fototeny | 2 hombo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an' i Kristy tamin' ny hazo fijaliana ny Jody 5 Mandentika olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin' ny teniko ihany i dada [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to fasten with nails or spikes [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 attacher avec des chevilles ou des clous [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 12 manombo |
Fototeny | 13 tombo |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 (miHOMbo no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enti-milaza aretina): Nanombo ny aretiny hatramin' ny omaly [1.1] |
Teny iditra (3/4) | 16 manombo |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
18 mitombo [Bara]
[1.78] 19 manitatra, mihalehibe [Taisaka] [1.78] 20 mampitombo, manitatra [Tanosy] [1.78] |
Teny iditra (4/4) | 21 Manombo |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny frantsay |
23 fleuve de la région du nord-ouest de la sous-préfecture de Tuléar ... Il reçoit sur sa rive droite l'Adranojaza [1.11] |
Voambolana |
24 Haitoetany: renirano, farihy |
Tsanganana sy sary iray takila |
25 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 26 Manombo, manombo, Manombo, manombo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |