Teny iditra (1/3) | 1 -n- |
Sokajin-teny | 2 kianteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
4 Ny kianteny rehetra |
Teny iditra (2/3) | 5 n |
Sokajin-teny | 6 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy 8 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes. [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny abidia |
Lahatsoratra |
11 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (3/3) | 13 N |
Sokajin-teny | 14 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 nitrogen [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 azote [3.1] |
Voambolana |
18 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07 |