|
|
|
|

Teny iditra1  Rabenandrasana Lalao François
Singan-teny  2  Rabenandrasana, lalao, François
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona)
Fanazavàna teny malagasy  4  Rabenandrasana Lalao François [3.1]
Voambolana  5  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  6  Ikotofetsy sy Imahaka
7  Ny Fiaimpiainana Malagasy : Ireo lovan-tsaina aman-driba malagasy
8  2000 Inona moa ny fanandroana Malagasy? : ny tsiambaratelony
9  2000 Ny tontolo sy ny ntaolo Malagasy : fahalalana fototra
10  2005 Rakitra sy tahiry : tantara, fomba, fahalalana, hevitra, teny, ohabolana, kabary
11  2006 Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, fa ny mamy atelina
12  2007 Angano aman-tantara : famakian-teny
13  2007 Anganon' i dadatoa : niainga hono, indray andro hono
14  2007 Finareta na hainteny : fahalalana fototra sy filozofia
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20