Teny iditra | Rainianjanoro | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Voambolana | Tantara: olona ~ Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Fampandrian-tany sy tantara maro samy hafa Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra Tantaran' i tompokovavy Ratavy, vadin' Ingahy Rainianjanoro Tantaran' ny Vazimba mainty: Ny Mpanjakan'ny Vazimba tao Isoro Tantaran' ny Voaramasiaka dia ny mainty enin-dreny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |