Teny iditra | Ratsimiseta Jasmina | |
Singan-teny | Ratsimiseta ; Jasmina | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) ( Trézan) [3.1] | |
Mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra [2.313] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique [1.11] | |
Voambolana | Tantara: olona ~ Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Dobla efatra Izay mananda no resy Ny tsy amoizako azy Nofiko, hono! | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |