Teny iditra (1/2) | 1 si |
Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony [1.1] |
Voambolana |
4 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 6 Si |
Sokajin-teny | 7 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Singa mivaingana, faha-14 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 Silicon. [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 Silicium. [3.1] |
Voambolana |
11 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07 |