Teny iditra | 1 Tsiarombavy |
Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
Voambolana |
3 Tantara: firenena |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny vehivavy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka fahiny izay niforona ho toy ny foko iray mihitsy [1.1] |
Ohatra |
5 Ato ny Mainty telo toko, ny tsiarombavy, ny Manendilahy, ny fananan' ny Manisotra; [2.857#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/21 |