Teny iditra | 1 Tsiarondahy |
Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
Voambolana |
3 Tantara: firenena |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny lehilahy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka, izay zary foko iray mihitsy 5 Lehilahy menakelin' ny mpanjaka fahizay [1.1] |
Ohatra |
6 Ary tsiarondahy, tsy mitondra hetra izy, omen' andriana ambolena sy ilevenana, izany no azy. [2.48] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20 |