|
|
|
|

Teny iditra1  Tsikoa
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Voambolana  3  Tantara: firenena
Fanazavàna teny frantsay  4  (tsy azo akoa = lesquel peut rien faire): Nom du clan Betsimisaraka du Sud ou Antatsimo appelés aussi Betanimena qui guerroyaient contre les Betsimisaraka du Nord sous la conduite de Ramanano [1.11]
Ohatra  5  Tiako ny hanafaka ny tsikoa amin' ny fanandevozana. [2.113#]
6  Ireo no nahazo anaram-bositra hoe tsikoa na Betanimena na Tsitambala. [2.508#]
Tovy hevitra  7  betanimena, tsitambala

Fivaditsoratra  8  kaitso, kitsao, sôkita, tosika, Tsikoa, tsioka, tsokia

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/21