Teny iditra (1/2) | 1 y |
Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny nyi dia atao y:Tany. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 y represents the same sound as i, but is used at the end of words, and is sounded very lightly 5 in recent editions of the Bible y is used in the body of words taken from the Greek to represent the letter upsilon; thus Egypta (Egypt), Synagoga (Synagogue) [Editor's note: in Protestant Bibles only] [1.75] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 l'y n'est employé qu'à la fin des mots [1.20] 7 l'y ne s'emploie qu'à la fin des mots [1.104] 8 i et y se substituent l'un à l'autre selon leur position; i se place au commencement, ou au milieu des mots, ou seul, et y se met à la fin. [1.103] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny abidia |
Lahatsoratra |
11 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 13 Y |
Sokajin-teny | 14 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Singa mivaingana, faha-39 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 Yttrium. [3.1] |
Voambolana |
17 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07 |