Teny iditra | adijidà | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | ||
Voambolana | Miaramila | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: adjudant. | ||
Fivaditsoratra | adijady, adijidà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |