Teny iditra | 1 ajoro |
Fototeny | 2 joro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao 5 Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1] 6 atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 mettre debout; mettre en station [1.13] |
Ohatra |
8 Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27#] |
Voambolana |
9 Haitoetany: soridrefitany |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |