|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alaza
Fototeny  2  laza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny zavatra lazaina: inona avy no nalazany?
5  torina, ampangaina: Nalazany tamin' ny rainy ilay zazalahy nihetraketraka azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a word only used by children and country people for lazaina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  à dire [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  alaza
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  kary [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  15  animal voisin du fosa, tigré comme lui (au contraire du rangòka), qui est de pelage uni), sans doute de la famille des Viverridés; taille d'un chat (inférieure à celle du fanaloka), queue plus longue que celle du fanaloka [1.6]
Voambolana  16  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  17  halaza

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31