Teny iditra ambalavelona (vala, velona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de valavelona : haie vive, clôture) Nom qu'on donne en Imerina aux phénomènes d'adorcisme ou de « possession ». Le nom évoque un piège, une mise en captivité. Il s'agit d'attirer chez un sujet qui sert de medium, l'« esprit » d'un mort plus ou moins célèbre qui s'exprimera par sa bouche. J.-M. Estrade y voit : « le fruit de la suggestion sur des psychologies vulnérables, et sans doute aussi de poison », car certains breuvages absorbés pour susciter ces « possession » ne sont pas anodins ; ils ont des pouvoirs psychotropes. [1.196]

Teny iditra ambalavelona (vala, velona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mitovitovy amin' ny kasoa, avy amin' ny ody mahery ataon' olon-dratsy mpisompatra ary mety hahavoa antokon' olona maro miaraka aza, araka ny filazan' ny olona sasany; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahafatesana [1.1]
Voambolana 

Teny iditra Ambalavelona (vala, velona)
Singan-teny vala ; velona
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -16.2, 47.5833333
-15.8666667, 49.05
-15.6, 47.7
-14.6833333, 49.7833333
-14.5333333, 47.8166667
-13.8333333, 49.7333333
-13.65, 48.4666667
-13.55, 49.6
-13.45, 48.3666667

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31