|
|
|
|

Teny iditra1  anandrano
Singan-teny  2  anana, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan' anana madini-dravina maniry eny amin' ny tany be rano; fanao ro ary azo hanina manta fanao salady koa. Be vitamina C ny anandrano (Nasturtium officinale) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [rano, water.] Water-cress. Nasturtium officinale, R. Br. [1.2]
6  watercress [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  cresson [1.8]
8  (de anana = herbe potagère, et rano = eau).
9  Nasturtium officinale W.T. Aiton (Brassicaceae). Le cresson, bien connu en Europe. Souvent consommé après cuisson, comme légume accompagnant le riz, sur les hauts plateaux. [Merina]
10 
Ceratopteris thalictroides (L.) Brongn. (Pteridaceae). Cette fougère aquatique immergée fournit de grandes frondes tendres, très appréciées comme légume. Très appréciée aussi des amateurs d'acquarium. [Tanosy] [1.196]
Ohatra  11  Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano. [2.643]
Voambolana  12  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  anandrano, andronana, ondranana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08