Teny iditra (1/2) | 1 anareo |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. [1.2] 5 you (plur. - as object); yours [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [1.3] 7 Vous, à vous (pluriel). [1.5] 8 vous (pluriel - objet); vôtre. [1.8] |
Fanazavàna teny italianina |
9 voi 10 il vostro [1.18] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra 13 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (2/2) | 14 anareo |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 olom-pady [Sihanaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 17 anareo, anerao, eroana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |