Teny iditra |
andavanandro
|
Singan-teny | lava ; andro |
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | On ordinary days. [1.2]
|
| Everyday, weekday [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les jours ordinaires ; en malgache moderne : les jours ouvrables, non fériés [1.196]
|
| De tous les jours, ordinaire [1.8]
|
Ohatra |
1 | Andavanandro izahay ankizy dia nilalao teo an-tanàna.
[2.356]
|
2 | Tafaverina tamin' ny asa fanao andavanandro ny vahoaka.
[2.270]
|
3 | Avy eo dia mitohy toy ny andavanandro ny asa aman-draharaha.
[2.332]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|