Teny iditra (1/2) | 1 androbe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 karazana aretina izay torantorana foana [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day. [1.2] 6 epilepsy [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 épilepsie [1.8, 1.54] |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny androbe io |
Teny iditra (2/2) | 10 androbe |
Sokajin-teny | 11 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
12 antoandro [Betsimisaraka]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny tambinteny rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |