|
|
|
|

Teny iditra1  antsefa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails. [1.2]
Voambolana  5  Kilalao
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  antsefa, fanetsa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31