Teny iditra | arahaba tonga soa | ||
Singan-teny | arahaba ; tonga ; soa | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy tonga avy lavitra [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Congratulation on a safe arrival; welcome! [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Félicitations, vous êtes bien arrivé ; soyez le bienvenu [1.8] | ||
Voambolana | Teny fanajana | ||
Tovy hevitra | arahaba tonga soa aman-tsara | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |