|
|
|
|

Teny iditra1  -areo
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Your, yours; by you. It is plural. [1.2]
5  Rainareo [ray]: your father. [1.2]
6  Efanareo [efa]: finished by you. [1.2]
7  When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
8  Your; done by you (plural) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres. [1.3]
10  De vous, par vous. [1.5]
11  à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpisolo rehetra
13  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  14  aore, areo, erao, eroa, orea

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31