|
|
|
|

Teny iditra1  asaboratsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zavamaniry fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Maesa lanceolata) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Maesa lanceolata Forssk. (Primulaceae). Fruits comestibles, donnés à manger aux enfants comme vermifuge. Décoction des racines administrée, suivie d'une purge à l'huile de ricin aux enfants qui souffrent de vers intestinaux. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31