Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
atarika
(
ta
rika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Entina mitarika:
Omby firy no atarikao itỳ sarety irỳ
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atarika
, atariko, atarikao, atariny, ataritsika, atarikay, atarikareo, atarik', atari-
Ny lasa :
natarika, natariko, natarikao, natariny, nataritsika, natarikay, natarikareo, natarik', natari-
Ny hoavy :
hatarika, hatariko, hatarikao, hatariny, hataritsika, hatarikay, hatarikareo, hatarik', hatari-
Filaza mandidy :
atariho
Fivaditsoratra
atarika
,
atraika
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20