Teny iditra | atendry (tendry) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny rantsan-tanana enti-mitendry zavamaneno [1.1] | ||||||||
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atendry io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |