Teny iditra | atody handro tsoboka | |
Singan-teny | atody ; handro ; tsoboka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Atody vakina dia arotsaka avy hatrany ao anaty rano mafana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Oeuf poché [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |