|
|
|
|

Teny iditra1  atsimotsimo
Fototeny  2  atsimo
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Nitsanga-malaina izy ka indry nihoatra ny tamboho sy nidina ao atsimotsimo ao [2.470#155]
5  Ary teny Andrafonarivo, havoana ery atsimotsimo ambony andrefan'iny tanety iny, dia nisy koa ojona nitobitoby nitazana [2.588#]
Voambolana  6  Toerana
Mpanahaka  7  avaraBAratra, atsinanaNAnana, andrefanDREfana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20