Teny iditra | 1 bageda |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Vomanga [Bara, Tandroy, Tanosy]
[1.1] 4 karazana hanin-kotrana [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 patate douce. (batàta). [Tankarana]
[1.19] 6 patate douce [1.13] 7 Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Bara] [1.196] 8 [Tanosy] |
Ohatra |
9 Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety. [2.117] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: anana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |