|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -barika
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe varika

Teny iditra (2/3)3  barika
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  Areti-mifindran' akoho: Voan' ny barika ny akohonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the name of a disease which suddenly proves fatal to fowls, etc. Same as BEARIKA. [1.2]
Voambolana  7  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny barika io

Teny iditra (3/3)9  barika
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  lava-drano, vovon-drano [Betsimisaraka] [1.78]
12  [frantsay barrique] Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin' ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mitana azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  a cask, a barrel. [Fr. Barrique.] [1.2]
14  [French barrique] a barrel, a cask [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15  barrique, tonneau [1.8]
Ohatra  16  Izany no nahazoany basy dimampolo sy vanja telo barika kely. [2.508#]
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny barika io

Fivaditsoratra  19  -barika, barika, kabira, -barika, barika, kabira

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10