Teny iditra (1/2) | 1 batata |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Vomanga [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Vomanga [Provincial] [1.1] 5 karazana hanin-kotrana [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 the sweet potato. (Prov.) See vomanga. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 patates. (tsimanga) § vomanga. [Tankarana]
[1.19] 8 patate douce [1.13] 9 (du français « patate »). Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) : la patate douce. Tubercule alimentaire. [Betsimisaraka] [1.196] 10 [Sakalava] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry: anana |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/2) | 14 batata |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 kely saina, adaladala [Bara]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |