Teny iditra | 1 bengy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Osy [Tambahoaka, Taisaka, Betsileo, Sihanaka]
[1.1, 1.78] 4 osy: Bengy niteraka am-piringa ka tsy avela ny raha mahajatre (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy manadino ny fanao) [Tanala] [1.78] 5 osy [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a goat. (Prov.) Same as osy, baingy. [Mal. Kambing.] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 chèvre, cabri. [Tankarana]
[1.19] 8 chèvre [1.13] |
Voambolana |
9 Haibiby: mampinono |
Tsipelina hafa | 10 baingy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |