|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  boko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  bainga [Taimoro] [1.78]
4  Zavatra boribory izay matetika hita eny amin' ny lohan-javatra: Ny bokon' ny haro fanin-tohatra [1.1]
Sampanteny 
5  Anarana :

Teny iditra (2/3)6  boko
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  trano, toby, fierena [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)9  boko
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11  the abdomen. See vohoka [Provincial] [1.2]
Voambolana  12  Haiaina

Fivaditsoratra  13  boko, kobo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17