|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  bosy
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Akoholahy vositra [Tsimihety] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  chat, chat châtré
5  châtré. (vositra). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  6  Toe-karena: fiompiana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)8  bosy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Vazivazy, somonga, vosobosotra [1.1]

Teny iditra (3/4)11  bosy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Mitovy amin' ny ambosy [1.1]

Teny iditra (4/4)14  bosy
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  (de bosy : plaisanterie, gauloiserie ; les fruits sont souvent comparés à de petits pénis). Crotalaria retusa L. (Fabaceae). Graines toxiques. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31