Teny iditra (1/5) | 1 damà |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-damba [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a kind of print-calico [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Damas, étoffe damassée [1.3] |
Voambolana |
6 Toe-karena: zaitra |
Teny iditra (2/5) | 7 dama |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 hie de paveur [3.1] |
Voambolana |
11 Fitaovam-piasana |
Teny iditra (3/5) | 12 dama |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany [1.1] |
Voambolana |
15 Kilalao |
Teny iditra (4/5) | 16 Dama |
Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (olona) |
Anaran' olona |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fitanisana |
Teny iditra (5/5) | 20 Dama |
Sokajin-teny | 21 anaran-tsamirery (olona) |
Fanazavàna teny malagasy |
22 fanafohezan' ny anarana Radama [3.1] |
Ohatra |
23 Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48] 24 Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528] |
Voambolana |
25 Tantara: olona |
Tsanganana sy sary iray takila |
26 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 27 Dama, dama, damà, Dama, dama, damà, Dama, dama, damà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |