Teny iditra | 1 daomy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [frantsay domino] Karazan-kilalao misy vato valo amby roapolo misy masony; zaraina mitovy isa amin' ny mpilalao telo ny iraika amby roapolo amin' ireo vato ireo, ka mifandimby mandahatra ny azy raha misy vato miady masony amin' izay mivoaka ny mpilalao; izay mahalany vato any aminy voalohany no mahazo amin' ny indray mihodina, ka dia isaina ho azy ny masom-baton' ireo sisa tsy mbola nahalany ny azy [1.1] |
Voambolana |
4 Kilalao |
Fivaditsoratra | 5 daomy, maody |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |