|
|
|
|

Teny iditra1  diera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana. Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy [1.38]
Voambolana  4  Haibiby: mampinono
Sary 
5 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/27