Teny iditra (1/6) | 1 dify |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra [1.2] |
Teny iditra (2/6) | 5 dify |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2] |
Voambolana |
8 Fandram-bolo |
Teny iditra (3/6) | 9 dify |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 turning aside [1.2] 13 a turning aside [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 action de s'esquiver [1.8] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/6) | 20 dify |
Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro. [1.1] |
Teny iditra (5/6) | 23 dify |
Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
25 ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa [Tanala]
[1.78] |
Teny iditra (6/6) | 26 dify |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 famatorana rary [Bara]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 29 dify, fidy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |