Teny iditra dovy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fahavalo [1.78]
 Rafy, fahavalo (teny fampiasa amin' ny sikidy)
Ray aman-dreny (amin' ny lafin-kevitra hoe fahavalon' ny zanaka ny ray aman-dreny noho izy manakantsakana azy tsy hanao ny sitrapony). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An enemy, one supposed to be injurious. A word chiefly used in the Sikidy divination. [Ar. Aduca, an enemy] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Terme de sikidy: ennemi, opposition, ce qui peut faire du mal, une chose nuisible
Ceux qui peuvent s'opposer aux caprices, comme les parents [1.3]
  [Tankarana] Ennemi. [1.19]
Kamban-teny 

Teny iditra dovy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Valo [1.78]

Teny iditra dovy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra dovidovy

Teny iditra dovy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (dans l'art de la divination, le mpisikidy ou devin appelle dovy tout ce qui représente une force ennemie, nuisible qui veut du mal à son client). Deinbollia pervillei (Blume) Radlk. (Sapindaceae). Les rameaux de cet arbre servaient à exorciser, à lever un sort néfaste (manolaka dovy), d'où son nom. [1.196]
Anarana siantifika Deinbollia pervillei
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26