Teny iditra (1/2) | 1 dridra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 an ulcerous disease [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 ulcère [1.54] |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 dridra |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
10 the name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 (dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |