Teny iditra (1/2) | 1 ento |
Fototeny | 2 entina |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana entina |
Ohatra |
4 ento atỳ ny solomasoko [1.1] 5 Ary ento eto anatrehako i Kelimalaza lahy sy i Kelimalaza vavy; ento koa i Manjakatsiroa [2.528#21] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny ento io |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Teny iditra (2/2) | 8 ento |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 Rauvolfia confertiflora Pichon (Apocynaceae). Arbuste très commun dans le Sud, très amer dans toutes ses parties et violemment toxique. On en prépare surtout des appâts empoisonnés pour supprimer les chiens quand ils deviennent très nombreux. L'écorce et les racines sont depuis quelques années, l'objet d'exportations vers l'Europe pour l'extraction de leurs alcaloïdes. Sur les alcaloïdes de cette espèce voir A. Bonati et coll. La Chemica et l'Industria (Milano) 53 : 1042 (1971), 54 : 618 (1972) et Fitoterapia 43 : 67 (1972). [Tandroy]
[1.196] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 13 ento, teno, tone |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23 |