Teny iditra | fahasitranana (sitrana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaretana, fialan' ny aretina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A state of being healed [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | état de celui qui est guéri ; cf. fanasitranana [1.8] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |