|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  falana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ny atiny amin' ny tongotra sy ny tanana, nahatonga ny hoe faladia sy felatanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the condition of one whose toes are unusually turned out [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  le dessus du pied [1.3#140]
Voambolana  6  Haiaina
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  falana
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  12  in the provinces it means curly hair [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13  frisé. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/3)14  falana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  (de falana : le dessus du pied ? À moins que ce nom ne vienne de côte Ouest où l'adjectif falana veut aussi dire frisé, crépu). Herbe indéterminée poussant le pied dans l'eau ; réputée très bonne pour l'engraissement des boeufs (encore appelée ahipalana). [Merina] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  19  falana, fanala

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05