Teny iditra | 1 fandinihana |
Fototeny | 2 dinika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io 5 Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana 6 Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 étude, observation [1.13] |
Ohatra |
8 Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky. [2.606] 9 Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. [2.643] |
Voambolana |
10 Filôzôfia |
Lohateny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |