Teny iditra fanganga (anganga)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Olona manana toetra ratsy mahamenatra; tafahoatra amin' ny toetra tsy mendrika ananany
Mikiakiaka matetika amin' ny ditrany (zazakely)
Avo vava na mahay vava (vehivavy). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Outré, qui dépasse les bornes en tout [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra fanganga
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Sady fetsy no mangalatra [1.78]
Ohabolana 

Teny iditra fanganga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A kind of poisonous hofika. Same as hofikara [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (comme fangahanga) Nom de l'igname amère et vénéneuse, surtout : Dioscorea sansibarensis Pax (Dioscoreaceae). La toxicité est due à la fois à des glucosides cyanogèniques et à des cardénolides (voir aussi hofika). [1.196]
Anarana siantifika Dioscorea sansibarensis
Voambolana 
Tovy hevitra hofikara

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16