Teny iditra (1/2) | 1 fangirika |
Fototeny | 2 hirika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mangirika, mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon' ny hafa [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 5 fangirika |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 fitaovana kapohina fanaovana lavaka kely amin'ny rindrina [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 tamponnoir [1.13] |
Voambolana |
9 Fitaovam-piasana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |