Teny iditra |
farango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety]
Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitra itỳ sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny tratra (Job. Rakotovao) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A hooked instrument, a hook, a boat-hook. It differs from faraingo in that it means a hook made intentionally. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Hameçon, croc. [1.19]
|
| Crochet, instrument crochu. [1.5]
|
| Crochet [1.13]
|
Ohatra | Raha tefena ny farango ka amboarina ny fintana ny amalona no anaovana azy raha velarina ny fandrika ny vorona no anaovana azy
[2.131]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
{ } farango lava |
|
" « » farango sosona |
|
farangon' ilehiloza |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
farango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fononteny mahitsy fampiasa rehefa mandinika toe-peo [1.13]
|
Voambolana |
|