Teny iditra | fatsora | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin' ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Sly, cunning, crafty, tricky, arch. See hatsikana. [1.2] | |||
A deceiver [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Hâbleur, trompeur [1.3, 1.8] | |||
Craqueur [1.3] | ||||
Ohatra | Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora.
[2.442] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | fatsora, fosatra, safotra, tsara fo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |