Teny iditra fenofeno (feno)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malahelo na tezitra fatratra, nefa toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avoir mal au coeur [1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  dimpoana ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ mihoaka ~ milebolebo ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20