Teny iditra | filôzôfia | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Philosophie [1.13] | ||
Ohatra | Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa?
[2.285] | ||
Voambolana | Filôzôfia | ||
Kamban-teny |
| ||
Zanakanarana | |||
Ny fihaviany | Anglisy: philosophy. Frantsay: philosophie. | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |