Teny iditra | fitarihana (tarika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin' ny sandriko Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan' ny soavaly ny kalesy Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanàna Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin' ny tsara Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Entraînement. 1.13] | [|
Fivaditsoratra | fatihariña, fihiratana, fitarihana, fitraihana, tafahirina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |