Teny iditra (1/2) | 1 fitavoka |
Fototeny | 2 tavoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vy boribory lavalava mifanerana tsara amin'ny atin'ny paompy na ny tafoforana ka miakatra sy midina ao, misintona sy mampiakatra ny rano na ny rivotra (jer. koa Tavoka). [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a piston used in the native bellows [1.2] |
Teny iditra (2/2) | 6 fitavoka |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
8 a charm given to a dog to quicken his scent in the chase. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 (racine tavoka : agressivité). Préparation qu'on administrait aux chiens pour les rendre plus actifs, plus vigilants. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
10 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 11 fitavoka, fitokava |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |